Entry (1/3) | 1 takalo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho [1.1] 4 Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra [1.1] 5 Endrika ifanakalozana, entana mivantana [1.13] |
Explanations in English |
6 Barter, exchange; that which is given in barter [1.7] |
Explanations in French |
7 échange, troc [1.3, 1.8, 1.13] 8 Ce qu'on donne en échange [1.8] |
Examples |
9 Dia samy lasa izy roa lahy, nony vita ny takalo. [2.293] 10 Ireo no reni-vary kosa, ka raha vokatra daholo, tsy misy takalo ny vary [2.48] 11 Tsy resaka varotra na takalo rahateo moa no tena ataoko aminao, fa resaka fitiavan-tanindrazana. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word takalo |
Entry (2/3) | 21 takalo |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Zoology: fishes |
Explanations in Malagasy |
24 Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana [1.1] |
Entry (3/3) | 25 Takalo |
Part of speech | 26 name (book title) |
Author |
27 Vaviroa Marcelline |
Publishings |
28 Dodo vole, 2014. Height: 22cm. Width: 31cm |
Anagrams | 29 lakato, lotaka, takalo, tolaka |
Updated on 2023/05/25 |