|
|
|
|

Entry 1  mifanakalo
Root  2 takalo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Mahasosotra izany mifanakalo lamba amin' Ikala zazavavy iny! [2.499#99]
8  « Toko telo » satria ny Fanjakana, ny mpiasa ary ny mpampiasa no singa telo mitovy mifanakalo hevitra. [4.27]

Anagrams  mifanakalo, 9 mifanaloka, 10 mifanolaka

Updated on 2026/04/20