Entry | tainina (taina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainiko ao, ry Nenitoa [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | tainana | ||||||||
Anagrams | anatiny, tainina |
Updated on 2023/01/05 |