Entry tainana (taina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa [1.1]
Morphology 
Present : tainana, tainako, tainanao, tainany, tainantsika, tainanay, tainanareo, tainan', tainan-, tainam-, taina-
Past : notainana, notainako, notainanao, notainany, notainantsika, notainanay, notainanareo, notainan', notainan-, notainam-, notaina-
Future : hotainana, hotainako, hotainanao, hotainany, hotainantsika, hotainanay, hotainanareo, hotainan', hotainan-, hotainam-, hotaina-
Imperative : taino
Synonyms tainina
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05