|
|
|
|

Entry1  tainana (taina)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa [1.1]
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Synonyms  8  tainina
Compound words 

Anagrams  10  atanina, atinaña, itanana, tainana, taniana

Updated on 2023/01/05