|
|
|
|

Entry1  taim-boraka
Elementary words  2  tay, voraka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy
5  zavatra tsy misy vidiny [1.1]
Explanations in English  6  dung from a slaughtered bullock [1.7]
Explanations in French  7  Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant [2.415#736]
8  excréments des intestins d'un animal abattu [1.8]
9  [taimboraka] (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs. [1.196]
Examples  10  Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69#263]
11  Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508]
Vocabulary  12  Biology
Synonyms  13  tain-droroha

Anagrams  14  ikoratabam, itambarako, karaimbato, kariam-bato, koratabaim, miborataka, mikorataba, mikoratabà, taim-boraka

Updated on 2023/08/02