Entry | 1 taim-boraka |
Elementary words | 2 tay, voraka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy zavatra tsy misy vidiny |
Explanations in English |
5 [1.7] dung from a slaughtered bullock |
Explanations in French |
6 [2.415#736] Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant 7 [1.8] excréments des intestins d'un animal abattu 8 [1.196][taimboraka] (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs. |
Examples |
9 Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69#263] 10 Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508] |
Vocabulary |
11 Biology |
Synonyms | 12 tain-droroha |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word taim-boraka |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |