Entry tai-dronono mandroatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy [1.1]
 Mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika [1.1]
Elementary words tai-dronono, mandraotra

Updated on 2023/06/21