|
|
|
|

Entry1 tahafina
Root  2tahaka
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity. [1.1]
Explanations in English  5to be imitated. [1.7]
Explanations in French  6qu'on imite. [1.8]
Morphology 
7 Present :
8 Past :
9 Future :
10 Imperative :

Anagrams  11 fahatany, 12 fahitana, 13 fitahana, 14 tahafina

Updated on 2025/09/12