|
|
|
|

Entry1  tadiavina (tady)
Part of speech  2  passive verb
Vocabulary  3  Mathematics
Explanations in Malagasy  4  Atao izay hahitana azy: Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io
5  Tiana, irina: Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao
6  Kasaina: Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo [1.1]
Explanations in English  7  to be sought for, to be looked for. [1.2]
8  to be sought, to be looked for [1.7]
Explanations in French  9  qu'on cherche [1.8]
10  inconnue [1.13]
Examples  11  Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna antsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko [2.472]
12  Fa angaha tadiavin' i Dera hafenina ato izy ireo! [2.4]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Analogs  17  Zahana, karohina
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word tadiavina

Updated on 2023/01/20