Entry | 1 karohina (karoka) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Haronina any anaty...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto / Nokarohiko tao an-davaka ilay vola very [1.1] 4 Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin' ny vilany [1.1] 5 Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran' ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin' ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin' izao [1.1] |
Explanations in English |
6 To be investigated; to be sought; cf tady, zaha [1.7] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 karofana |
Updated on 2023/01/20 |