Entry sotro vokaka
Elementary words sotro ; vokaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika [1.1]
Examples Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano [2.508]

Updated on 2023/09/19