| Entry (1/4) | 1 sora- |
| Part of speech | 2 morphological form of soratra |
| Examples |
3 Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana.
[2.643#84]
4 mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso. [2.117#4] |
| Entry (2/4) | 5 sora |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena.
[Taisaka]
[1.1] |
| Entry (3/4) | 8 sora |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka.
[1.1] |
| Explanations in English |
11streaked tenrec (Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus).
[5.en.https://www.tenrec.org] |
| Explanations in French |
12hémicentètes (Hemicentetes semispinosus).
[4.22] 13tenrec zébré. [5.fr.https://www.tenrec.org] |
| Vocabulary | 14 Zoology: mammals |
| Synonyms | 15ambiko, tsora |
| All compound words | 16Alasora |
| Scientific name |
|
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Entry (4/4) | 18 Sora |
| Part of speech | 19 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
20Shur.
[2.996] |
| Explanations in French |
21Shur.
[2.996] |
| Vocabulary | 22 Holy Scriptures |
| Biblical quotes | 23Chapters and verses mentioning Sora |
| Anagrams | 24 raso, 25 saro, 26 sora, Sora |
| Updated on 2025/11/06 |
|