|
|
|
|

Entry1  sitrapo
Elementary words  2  sitraka, fo
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Emotions
Explanations in Malagasy  5  Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza [1.1]
Explanations in English  6  the will; one's own desires [1.7]
Explanations in French  7  la volonté; les désirs [1.8]
Examples  8  Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369#]
9  Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#]
Analogs  10  finiavana, sitraka, nahim-po, danin' ny kibo, haitraitra
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word sitrapo

Updated on 2024/08/13