|
|
|
|

Entry (1/2)1  sitraka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [1.1]
Examples  5  sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [2.298]
Compound words 
Proverbs  7  Proverbs containing the word sitraka

Entry (2/2)8  sitraka
Part of speech  9  participle
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Explanations in Malagasy  15  Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko?
16  Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy
17  Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! [1.1]
Explanations in English  18  pleasing; thanks [1.7]
Explanations in French  19  agréable, agréé, dont on remercie [1.8]
Examples  20  Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [2.470]
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
Analogs  24  mamy, telina, fy, lany, ankatoavina, tiana
Compound words 

Anagrams  27  kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka

Updated on 2023/06/15