Entry | tiana (tia) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | tiavina | ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tiana | ||||||||
Anagrams | anaty, atany, itana, taina, tiana |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |