|
|
|
|

Entry 1  simbana
Root  2 simba
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay
9 Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny
10 Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy
11 Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy [1.1]
Explanations in French  12 qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais [1.3]
Examples  13  Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo [2.117#24]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 sambany, simbana

Updated on 2026/04/21