Entry seriseriny (seriny)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriseriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1]
Synonyms seriny

Anagrams 

Updated on 2020/07/31