Entry | seriny | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1] | |
Synonyms | seriseriny | |
Updated on 2020/07/31 |