|
|
|
|

Entry savika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitolomana hanjera...; fanaovana an-keriny hamotraka na handavo: Voararan' ny fanekem-pokonolona taloha ny savika omby
Fihamboana ho manana zo tsy ananana. [1.1]
Explanations in French (tout l'île). Sens général : action de s'accrocher. Pour les plantes : avoir des vrilles ou des crampons, des organes permettant de s'accrocher. D'où les verbes  misavika, manavika, savihina [1.196]
Vocabulary 
Derivatives 

Updated on 2023/02/20