|
|
|
|

Entry 1  misavika
Root  2 savika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha misy misavika omby na manao katsaka hampiseho hery foana, dia analana sikajy isan' olona manao izany (Fanekem-pokonolona tao Antananarivo tamin' ny 1885)
9 Misarangotra amy...: Saika potraka izy raha tsy nisavika ny tenako
10 Mihambo zavatra tsy an' ny tena, maka tsy an-drariny: Misavika fananan' olona [1.1]
Explanations in French  11 Saisir fortement avec les bras, empoigner, se cramponner à, s’accrocher comme la liane à l’arbre
12 s’arroger des droits qu'on n’a pas pour poursuivre quelqu’un, pour obtenir quelque chose injustement, prendre injustement [1.3#591]
13 s'accrocher, s'entortiller activement [1.196]
Examples  14  misavika ny hazo ny vahy (Les lianes s’accrochent aux arbres) [1.3#591]
15  Potraka izy, raha tsy misavika ny sampan-kazo (Il serait tombé, s’il ne s'était cramponné à une branche) [1.3#591]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misavika
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21