Entry | saram-panafody | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1] | |
Explanations in French | Compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196] | |
Examples | na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy
[2.131] | |
Synonyms | saram-panafana | |
Elementary words | sara ; fanafody | |
Updated on 2023/06/17 |
![]() |