Entry | 1 sanganehana |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. [1.1] |
Explanations in English |
6 hesitating to make a choice or decision [1.7] |
Explanations in French |
7 qui hésite à faire un choix, à se décider [1.8] |
Examples |
8 sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy. [2.470] |
Analogs | 9 Sakodiavatra |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word sanganehana |
Updated on 2020/07/31 |