Entry | sanatrian' ny vava | |
Elementary words | sanatria ; vava | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy [1.1] | |
Explanations in English | Excuse me for saying this, but [1.7] | |
Explanations in French | Veuillez pardonner l'expression, mais [1.8] | |
Updated on 2023/10/07 |