|
|
|
|

Entry1  samy hafa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Tsy mitovy: Samy hafa ny raozy sy ny lisy (tsara homarihina fa mitovy firafitra amin' ny ohatra erỳ ambony samy tsara ny raozy sy ny lisy, ny hoe "samy hafa" eto, fa raha "isan-karazany" kosa no heviny, mpamaritra anarana milaza toetra izy amin' izay, ka soratana atao teny iray: "samihafa") [1.1]
Other spellings  4  samihafa
Elementary words  5  samy, hafa

Anagrams  6  fahamasy, mahasafy, samy hafa

Updated on 2024/02/16