Entry |
samy
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [1.1]
|
Explanations in English | Both, each, every one [1.7]
|
Explanations in French | Chacun, l'un et l'autre [1.8]
|
Examples |
1 | Samy manana ny tiany.
[2.296]
|
2 | Samy naka aina aloha.
[2.4]
|
3 | Samy tia, samy manina.
[2.69]
|
|
Morphology |
Simple : |
samy |
Prefixed : |
-tsamy |
Imperative : |
samia |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
|
|