|
|
|
|

Entry1  samy afa-kasoka izao isika
Elementary words  2  samy, afaka, kasoka, izao, isika
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  teny enti-milaza fa tsy misy zavatra mifandrohirohy intsony amin' ireo olona mifampiresaka [1.1]

Updated on 2023/04/01