| Entry | 1 sambotra |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
26 Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy
27 Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka 28 Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo 29 Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana [1.1] |
| Explanations in English |
30 captive; a captive
[1.7] |
| Explanations in French |
31 prisonnier, captif
[1.8] |
| Examples |
32 Kanjo resy tany izy ary azo sambotra ka novonoin'ny mpandresy sady norasarasainy ny fatiny.
[2.508#]
33 Hoby moa izany no an' i Manjakadoria rehefa tonga Ratsialainkery ka nitondra ireto sambotra. [2.587#] |
| Combinations | 34 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sambotra |
| Proverbs | 35 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/07/17 |
|