|
|
|
|

Entry 1  misambotra
Root  2 sambotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany
9 Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy
10 Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [1.1]
Explanations in English  11 to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) [1.7]
Explanations in French  12 faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) [1.8]
Combinations  13  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misambotra
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21