|
|
|
|

Entry1  sakaizam-bilany vy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ireo ankizy tokony handeha hilalao, nefa tsy miala eo amorom-patana, miandry ny fahamasahan' ny sakafo noho ny hatendana
Explanations in English  4  [1.7] a glutton
Explanations in French  5  [1.8] glouton
Elementary words  6  sakaiza, vilany, vy

Updated on 2024/12/07