|
|
|
|

Entry1  vilany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo". [1.1]
Explanations in English  4  a cooking pot, a kettle or casserole [1.7]
Explanations in French  5  marmite [1.3, 1.8, 1.13]
6  pot, casserole [1.8]
Examples  7  Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro; [2.324]
8  "hetsehina kely ny vilany|bilany angalana ny ao am-vilany|bilany ho any ny olona maikia handeha [2.48]
9  Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina. [2.996]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word vilany
Article  21  Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly

Anagrams  22  valiny, vilany, vinaly, viñaly

Updated on 2023/06/13