|
|
|
|

Entry 1  misakafo
Root  2 sakafo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [1.1]
Explanations in English  9 to eat a meal [1.7]
Explanations in French  10 prendre un repas [1.8]
Examples  11  antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470#99]
12  Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy. [2.472#18]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 fisomàka, misakafo, 15 misokafa

Updated on 2026/04/21