|
|
|
|

Entry (1/2)1  sahona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: reptiles, amphibians
Explanations in Malagasy  4  Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [1.1]
Explanations in English  5  a frog [1.7]
Explanations in French  6  grenouille [1.3, 1.8]
Examples  7  Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69]
8  Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Compound words 
Phytonyms 
Hyponyms 
Proverbs  17  Proverbs containing the word sahona
Article  18  Randzavola: sahona ao amin' ny Baiboly (=> Loza Folo)

Entry (2/2)19  sahona
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Botany
Explanations in French  22  (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [Sakalava] [1.196]

Anagrams  23  hosaña, sahano, sahona, sohana

Updated on 2023/05/24