|
|
|
|

Entry (1/3)1  saha
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Names :
Vocabulary  4  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  5  tany lemaka [Bara] [1.78]
6  lohasaha, tany lemaka [Sihanaka] [1.78]
7  lohasaha
8  tanimboly [Tanala] [1.78]
9  Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity)
10  Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha
11  Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly:
12  Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay
13  Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1]
Explanations in English  14  the country, out of town; an orchard [1.2#536]
15  valley; a field, a garden; the country [1.7]
Explanations in French  16  vallée; champ; jardin; la campagne [1.8]
Examples  17  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172]
Morphology 
18  Simple :
19  Prefixed :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  32  Proverbs containing the word saha

Entry (2/3)33  saha
Part of speech  34  noun
Vocabulary  35  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  36  renirano [Taisaka] [1.78]
Explanations in English  37  used for renirano [Provincial] [1.2#536]

Entry (3/3)38  saha
Part of speech  39  noun
Explanations in Malagasy  40  ozona, ompa [1.1]
Explanations in French  41  insulte [1.3#557]

Anagrams  42  hasa, saha

Updated on 2023/06/12