|
|
|
|

Entry lohasaha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] sampandrano [1.78]
 Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona [1.1]
Explanations in English A valley [1.7]
Explanations in French Vallée [1.8, 1.13]
Examples 
1eny amin' ny lohasahan-dRefaima [2.996]
2anankiray niandry ondry tany an-dohasaha [2.69]
Morphology 
Simple : lohasaha, lohasahan', lohasahan-
Present : -dohasaha, -dohasahan', -dohasahan-

Entry Lohasaha
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -24.6, 46.9166667

Updated on 2023/09/07