Entry | sadaikatra | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1] | |
Explanations in French | Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3] | |
Derivatives |
| |
Other spellings | sadaika | |
Updated on 2020/07/31 |