Entry sadaika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1]
Explanations in French Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3]
Derivatives 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31