|
|
|
|

Entry1  rifatra
Part of speech  2  participle
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahitany mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra. [1.1]
Explanations in English  9  fled, run away [1.7]
Explanations in French  10  qui s'est enfuit, envolé, échappé: Notairina ny vorona ka rafitra (On a épouvanté les oiseaux et ils se sont enfuis) [1.3]
11  qui fuit, qui s'envole [1.8]
Examples  12  Mipetraha ianao raha hipetraka, - tahaka ny tsy reny akory ny fanontanian' ny vavy sady rifatra nandeha ihany izy. [2.470]
13  dia samy nahafaty lehilahy iray avy izy ireo, ka rifatra nandositra ny Siriana, nefa nenjehin'Israely. [2.996]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Compound words 

Anagrams  18  faritra, firatra, firàtra, rafitra, rifatra

Updated on 2020/07/31