Entry riam-bato
Elementary words riana ; vato
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny rano mivarina amin' ny haram-bato [1.1]
Examples Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]

Anagrams 

Updated on 2023/08/02