Entry | resy tosika | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka [1.1] | |
Elementary words | resy ; tosika | |
Updated on 2023/01/01 |
![]() |