Entry resy ny maty
Elementary words resy ; maty
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona [1.1]

Updated on 2023/05/29