Entry resin-tondro maso
Elementary words resy ; tondro ; maso
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Very tohana tsy manan-kianteherana, fa tsy eo intsony ireo kiady sy voninahitra mpiaro ny tena [1.1]

Updated on 2023/05/29