Entry resim-bavy
Elementary words resy ; vavy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lehilahy kelikely herin-tsaina ka ambakain' ny vadiny amin' izay ataony rehetra, koa dia ravehivavy no mandidy azy amin' izay ataony rehetra fa manao akohovavy maneno [1.1]
Proverbs 

Updated on 2023/05/29