Entry | 1 renifeo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana omena ny renisoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (ohatra l sy n amin' ny hoe olona, izay tononina hoe "oll") 4 [1.13] feo anononana ny renisoratra |
Explanations in English |
5 [3.1] a voiced consonnant |
Explanations in French |
6 [1.13, 1.66.fr#196] consonne 7 [3.1] une consonne prononcée |
Examples |
8 [2.606#] Indraindray dia ny zana-peo fotsiny no ampifanarahana fa tsy miaraka amin'ny renifeo akory. |
Vocabulary |
9 Linguistics |
Elementary words | 10 reny, feo |
Compound words |
|
Updated on 2025/04/25 |
![]() |