Entry ravehivavy
Elementary words ra- ; vehivavy
Part of speech noun
Examples 
1Nikiakiaka sy nitaraina mafy ravehivavy, fa notrabarany ny antsy ao amin'ny feny. [2.324]
2dia mamaly indray Ravehivavy rehefa kelikely sasatry ny mandá lahy ka dia aoka hanaiky dia mitandray tanana izy roa dia mandeha tahaky ny lakana tsy voizina [2.131]
Morphology 
Simple : ravehivavy, ravehivaviko, ravehivavinao, ravehivaviny, ravehivavintsika, ravehivavinay, ravehivavinareo, ravehivavin', ravehivavin-, ravehivavim-
Prefixed : -dravehivavy, -dravehivaviko, -dravehivavinao, -dravehivaviny, -dravehivavintsika, -dravehivavinay, -dravehivavinareo, -dravehivavin', -dravehivavin-, -dravehivavim-
Proverbs 

Updated on 2023/11/27