Entry vehivavy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy. [1.1]
Explanations in English A woman [1.7]
Explanations in French Femme [1.8]
Compound words 
Proverbs 
Articles 

Updated on 2023/06/18