Entry | 1 ratsy fo |
Elementary words | 2 ratsy, fo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ireo olona sosisosy, tezitezi-poana, mora tohina sy misafoaka ary mitahiry hatezerana sy manao an-dolompo [1.1] |
Explanations in English |
5 malicious [1.7] |
Explanations in French |
6 qui a mauvais coeur, méchant, colère [1.3] 7 malicieux, méchant, colérique, colère [1.8] |
Anagrams | 8 rafotsy, ratsy fo |
Updated on 2023/01/01 |