Entry | 1 maratra (ratra) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 simba [Sihanaka]
[1.78] 4 Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta 5 Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto [1.1] |
Explanations in English |
6 wounded, injured [1.7] |
Explanations in French |
7 être blessé, meurtri [1.8] |
Examples |
8 Tandremo sao maratra! [2.332#] 9 antsy maranitra ka izay manitsaka azy no maratra [2.346#9] |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word maratra |
Anagrams | 12 maratra, ramatra |
Updated on 2023/12/07 |