|
|
|
|

Entry1  ranombary tsy masaka
Elementary words  2  ranombary, tsy, masaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko [1.1]
Analogs  5  solon-tsosoa, faodranomaso, kofehy, rambondamba, zara levenana

Updated on 2023/08/08