Entry zara levenana
Elementary words zara ; levenana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [1.1]

Updated on 2023/01/01